airtel

Actualités

21-avril-2021

Actualités

Idriss Deby filohan’i Tchad Maty voatifitra teo amin’ny lohany

Sample post image

Nodimandry omaly 20 aprily teo amin’ny faha-68 taonany ny Filohan’I Tchad Idriss Deby Itno,

21-avril-2021

 

 

izay nitondra ity firenena ity nandritra ny 30 taona. Ny 04 desambra 1990 izy no tonga teo amin’ny Fitondrana rehefa notohanan’ny Frantsay hanaisotra an’i Hissène Habré. Nitari-tafika nifanandrina tamin’ny mpikomy  FACT (Front de l’Alternance et de la Concorde) izay efa nitaky ny tsy tokony hirotsahany intsony tany amin’ny ilany avaratr’i Tchad i Idriss Deby amin’ny maha miaramila manana ny galona Maréchal sy amin’ny maha Filoha Faratampon’ny foloalindahy azy ny faran’ny herinandro teo, ka voatifitra teo amin’ny lohany, nitondra azy any amin’ny fahafatesana. Vao afak’omaly no nambara ny voka-pifidianana vonjimaika natao ny 11 aprily tany Tchad, ka nahalany azy faninenina ho Filoha tamin’ny isam-bato 79,32%. Filankevitra ara-miaramila tarihin’ny zanany Ahamat Kaka izay notendrena ho Filoham-panjakana vonjimaika no mitantana ny firenena vonjimaika.

Toky R

 

Dans la même rubrique

23-avril-2024

Nanamarika iny herinandro iny ny fampahafantarana fa ilay teratany Israelianina Ron Weiss

Card image cap
23-avril-2024

Nihena ny trangana fanolanana tao anatin’ny 100 andro voalohany nitondran’i Andry Rajoelina,

Card image cap
22-avril-2024

Eny amin’ny lalam-pirenena faha 4 na RN4, ao anatin’ny distrikan’Ankazobe moa no misy ilay

Card image cap
22-avril-2024

Ny 10 mey izao, raha tsiahivina, no hivaly ny fitsaràna ny raharaha Romy Voos Andrianarisoa,

Card image cap
22-avril-2024

Tsy ho simba sy ho verivery fotsiny intsony manomboka izao ny voankazo vokatra ao Fenoarivo Atsinanana sy ny manodidina.

Card image cap