airtel

Actualités

05-févr-2026

KAOMININA ANOSIALA

Mitohy ny asa fampandrosoana

Sample post image

Raikitra ny asa fampandrosoana

05-févr-2026

ao anatin'ny kaominina ambanivohitr'Anosiala, distrikan'Ambohidratrimo. Foto-drafitrasa maro no efa vita sy mbola mandeha amin'izao fotoana izao. Notsiahivin-dRakotarinelina, Ben'ny tanana ao an-toerana fa miainga ao Anosiala ny fampandrosoana an'i Madagasikara. Herin-taona teo amin'ny fitantanana ny kaominina isika hoy izy nefa efa maro ny asa vita. Ireo mahakasika ny fiainam-bahoaka mivantana no nomarihiny fa tena nanaovana ezaka ary mbola hotohizana hatrany. Ny lalan-dratsy aloha hatreto no mbola tena mampitaraina fatratra ny mponina. Toraka izany koa ny rano fisotro madio ho an'ny isan-tokantrano raha milamina tsy misy ahiana ny fandriampahalemana.
Pati
Légende : Izy no Rakotarinelina, Ben'ny tananan'ny kaominîna ambanivohitr'Anosiala !
 

Dans la même rubrique

17-juil-2026

125 Miliara Ariary eo hatreto ny kaonty nogiazana

Card image cap
17-juil-2026

Miara-miasa amin’ny rafitra iraisampirenena ny ARAI

Card image cap
17-juil-2026

Vao nanomboka dia nangotraka ny delestazy...

Card image cap
17-juil-2026

Misy mibodo ny tanin'ireo mponina

Card image cap
17-juil-2026

marika World Cola ny mpanankato Denise.

Card image cap
17-juil-2026

mampanahy raha tsy miara-mientana isika»

Card image cap