airtel

Actualités

14-janv-2021

Actualités

Karinem-pokontany manara-penitra Hatomboka amina fokontany eto an-drenivohitra aloha

Sample post image

Nohamafisin’ny fitondram-panjakana tamin’ny alalan’ny fanapahan-kevitra

14-janv-2021

 

 

noraisin’ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly alarobia 13 janoary 2020 fa tsy maintsy manana karinem-pokontany ny tokantrano rehetra manerana an’i Madagasikara rehefa manao raharaha ara-panjakana hahafahana mandrindra sy mandamina ary mamaly ny filàn’ny mponina indrindra eny aminy biraom-panjakana. Hivoaka mialoha ny faran’ny volana ny ampahany amin’ny karinem-pokontany vaovao. Hisy ireo fokontany “pilotes” hanombohana izany ao anatin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Fiaraha-miasa eo anivon’ny sampan-draharaha eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika na ny PREA, ny kaominina sy ny ministeran’ny ati-tany sy ny fitsinjaram-pahefana ary ireo ministera isan-tokony izay nifandrimbona nanao ny fanisana isan-tokantrano ny taona lasa no hoentina manatanteraka izany.Ny  volana aogositra 2020 moa no nanambaran’ny filoham-pirenena fa hirosoana ny fametrahana karnem-pokontany manara-penitra sy misy QR code, enim-bolana aty aoriana izany dia atomboka amin’izay ilay izy.

RTT

Dans la même rubrique

19-avril-2024

Nambaran’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fa 250 tapitrisa dolara na 1200 miliara

Card image cap
19-avril-2024

Amin’ny volana may 2024 no hanomboka miandalana ny asa fananganana ireo foibem-pamokarana

Card image cap
19-avril-2024

Nampahafantarina ofisialy omaly teny Andraharo misy ny foiben’ny orinasa Telma ny MVola Fô,

Card image cap
19-avril-2024

Raim-pianakavina iray no fantatra fa maty voatsatok’antsy teo amin'ny lamosiny sy ny kibony tany Antanimalandy

Card image cap
18-avril-2024

Mbola tsy misy jiro any Sambava hatramin’ny omaly, mbola miandry ny fahatongavan’ny solika avy any Antalaha !

Card image cap
18-avril-2024

Na kandida tanaty fitondrana aza nisy tsy nahazo ilay taratasin-ketra «211 bis» ary maro,

Card image cap