airtel

Actualités

25-juil-2025

Siteny Randrianasoloniaiko

«Andry Rajoelina mihitsy no olana lehibe eto Madagasikara»

Sample post image

Namaly bontana avy hatrany ny filazàn’ny filohan’ny antoko politika RCR, Laza Razafiarison,

25-juil-2025

izay nilaza fa tsy Andry Rajoelina no olana eto Madagasikara fa ny rafi-pitantanany ny firenena ny filohan’ny fanoherana eo anivon’ny antenimieram-pirenena, Siteny Randrianasoloniaiko. Tsy marina izany, hoy ity depiote ity! Andry Rajoelina mihitsy no olana lehibe eto Madagasikara, hoy izy. Izy no namolavola ny lalàmpanorenana misy rafi-pitondrana mitsinjo ny fitsinjaram-pahefana nefa izy ihany no tsy manaja izany. Raha mbola eo amin’ny fitondrana i Andry Rajoelina, tsy hisy fandrosoana marina ho an’ny firenena. Tsy ny rafitra ihany no olana fa ilay mpitondra manararaotra azy, hoy hatrany i Siteny Randrianasoloniaiko.
J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

Fantantsika hatramin’izay fa ny

Card image cap
05-juin-2026

HCC raha mikotrika fanongam-panjakana"

Card image cap
05-juin-2026

ny asa no ifampitsarana!"

Card image cap
05-juin-2026

Voalohany Miisa 31 hatreto ireo Malagasy

Card image cap
05-juin-2026

mifototra amin’ny fahitsiana no tanjona

Card image cap
05-juin-2026

kolikoly amin'ny fampianarana

Card image cap