airtel

Any Ivelany

23-juin-2025

Filoha Iraniana

"I Etazonia no tena ao ambadiky ny fanafiha ataon'i Israel"

Sample post image

Nandray anjara tamin'ny fidinana an+dalambe tao Téhéran renivohitra

23-juin-2025

omaly alahady 22 jona ny filoha Iraniana Massoud Pezeshkian. Anton'ity fihetsiketsehana ity ny fanamelohana ny daroka baomba nataon'ny Amerikana tamina toerana 3 misy ozinina sy toeram-pikarohana nokleary. Marobe tokoa ireo vahoaka tonga ka antsoantso re ny hoe valifaty, valifaty. Vonona izahay, tsy ekena ny fanafihan'ny Amerikana. Ora vitsy mialohan'io dia nanambara. ny filoha Iraniana fa i Etazonia no ao ambadiky ny fanafihana ataon'i Israel raha ny tena marina.
Nangonin'i RTT 

Dans la même rubrique