airtel

Any Ivelany

20-janv-2021

Any Ivelany

KLIOBAN’NY BENFICA LISBONNE 17 INDRAY TRATRY NY COVID-19

Sample post image

20-janv-2021

 

Nanao fanambarana ny klioba Portiogey Benfica Lisbonne fa mpikambana 17 ao anatiny no voan’ny covid-19. Miisa 5 amin’ireo no mpilalao, ka isan’izany ilay mpanafika Alema Luca Waldschmidt sy ilay vodilaharana Belza Jan Vertonghen isan’ireo andrin’ny ekipa. Voalaza fa isan’ny voa ny Filohan’ny Klioba Louis Filipe Vieira. Hifandona amin’ny Sporting Braga eo amin’ny 1/2n-dàlan’ny “Coupe de la ligue” izy ireo, saingy mangataka ny hanafoanana ny lalao rehetra ao anatin’ny roa herinandro.

Dans la même rubrique