airtel

Any Ivelany

03-avril-2026

Moyen-Orient

Mitombo ny ahiahy amin’ny mety hiitaran’ny ady

Sample post image

Miditra amin’ny andro faha-34

03-avril-2026

ny ady any Moyen-Orient amin’ity 2 aprily 2026 ity. Mihamafy ny fanafihana “Epic Fury” tarihin’i Etazonia sy Israely any Iran handravana ireo toby nokleary. Ho valin’izany, mbola manakatona ny andilan-dranomasin’i Ormuz i Iran, izay lalana lehibe fivoahan’ny solika. Vokatr’izany, niakatra ho 107 dolara ny barila, ary efa mihoatra ny 2 euros ny litatry ny solika any Eoropa. Mikatso ny fifampiresahana ara-diplaomatika ary mihorohoro ny tsenam-bola maneran-tany manoloana ity ady miteraka krizy ara-angovo ity.
Fifaliana H.
 

Dans la même rubrique

16-avril-2026

Miharatsy hatrany ny toe-draharaha

Card image cap