airtel

tia tanindrazana gazety

Archive du 23-juin-2021

Nankatoavin’ny governemanta Espaniola tarihin’ny Praiminisitra Pedro Sachez ny famoahana ireo mpitaky ny fahaleovantenan’i Catalogne miisa 9,

Card image cap

Mampametra-panontaniana amin’ny mety ho kisarisarin’ny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2022 ny fifidianam-paritra vao vita andro vitsy tany Frantsa.

Card image cap

Fiarahamonina feno fisalasalana ! Izay izany hatreto no azo hamintinana ny fiarahamonina naniry teto amin’ity firenena ity tao anatin’izay 2 taona sy tapany izay.

Card image cap

Miisa 5 ireo nosy an’ny Malagasy manodidina an’I Madagasikara, averiko ihany, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa,

Card image cap

Maizin-kitroka ny tanàna saika nanerana Antananarivo omaly teo anelanelan’ny tamin’ny 9ora ka hatramin’ny 10 ora alina, nisy mbola taorian’izay aza vao tafaverina ny herinaratra. Ny nihoatra an’izay tsy ferana.

Card image cap

Vahiny manokan’ny Top Radio FM 102.8 Rtoa Annick Ratsiraka Sekretera Nasionalin’ny Antoko Arema omaly, niresaka lafin-javatra maro eto amin’ny tany sy ny Fanjakana.

Card image cap

"Malagasy miray hina sy miara-mientana ho amin'ny fitiavan-tanindrazana”, io no lohahevitry ny fanamarihana sy fankalazana ny faha-61 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara amin’ity taona ity.

Card image cap

Mila manao vakisiny daholo isika Malagasy, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Teza omaly. Ireo marefo no tena tokony ho maika indrindra, hoy ny filohan’ny antoko,

Card image cap

Rongony lena 470.000 fototra, rongony maina 46 taonina, voan-drongony 45 kg nodorana, olona 27 voasambotra tany Analabe Distrikan’Ambanja sy Ambilobe.

Card image cap