Taorian’ny fipariahan’ny sarin’ny tapakila mirakitra ny lanja sy ny entana nentin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina teny amin’ny seranam-piaramanidina ny 09 aogositra teo,
Nifarana teo amin’ny dingan’ny manasa-dàlana ny làlan’ny Ankoay vehivavy amin’ny fiadiana ny tompondakan’I Afrika ho an’ny taranja basikety sokajy latsaky ny 18 taona na “Afrobasket U18”.
Toa maneso ny vahoaka Malagasy ilay nilazan’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina fa tsy misy krizy eto, ary efa anatin’ny fanatrarana ny fahatarana ara-pampandrosoana isika. Ny sary miseho anefa,
Any Vienne, renivohitr’i Autriche ny delegasiona Malagasy tarihin’ny Filoham-pirenena, raha ny tatitra omaly. Isan’ireo voasafidy hotolorana amboara maha tompondakan’ny fampiroboroboana ny indostria nanomboka ny taona 2019
Nanao fanambarana tetsy amin’ny hotely Ny Railovy Analakely omaly ny sendika sy mpiasam-panjakana misotro ronono eto Madagasikara fa araka ny lalana “2003-011” tamin’ny 3 septambra 2003
«Misy andian-jiolahy mangana tobim-pamaharana ao amin’ny Fokontany Andobiro Ampihamy Andranovoritaretsy, Kaominina ambanivohitra Analaiva, Distrika Morondava.
Veloma tanteraka radelestazy ho an’ireo mponina an’arivony manerana ireo kaominina 5 ao anatin’ny distrikan’i Bealanana.
Nankatoavin'ny Filankevitry ny Minisitra ny 10 agositra ny fanendrena ny mpikambana ao amin'ny Filankevi-pitantanan'ny « Fonds Souverain Malagasy » na PSM.
Rangahy lehibe iray 65taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny CSP Vohemar afak’omaly 10 aogositra tao amin’ny fokontany Ankijabe rehefa nihaza sy namono varika,
Taorian’ilay fanatsatohana antsy ireo olona mianaka avy nivarotra narahina jiolahy tamin’ny 27 Jolay lasa teo tany
Tafiditra soamantsara ny rako ao amin’ny biraon’ny Fokontany Ambohipo, Boriboritany faharoa Antananarivo Renivohitra.
Manao ny danin’ny kibony izay tonga eo amin’ny fitondrana eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny antoko politika Fahefa-mividy izao no ilain’ny Malagasy na FMI Malagasy, Jean Jacques Ratsietison.
Betsaka ireo olona tsy mandeha any amin’ny mpanoratra raha tsy efa tena tsy fidiny. Ny folaka sy ny mioritra ihany ohatra no anisan’ny tena hanatonan’ny olona mpanotra eto amintsika indrindra fa ho an’ireo kilonga madinika.