Ny avy amin’ny Afreximbank no nihaona tamin’ny delegasionina Malagasy teo amin’ny andro fahadimin’ny Fihaonambe isan-taonan’ny Banky Iraisam-pirenena sy ny Tahirimbola Iraisam-pirenena.
Tsy vitan’olona iray ny fitantanana firenena, fa tena mila ekipa mafy sy matanjaka amin’ny lafiny rehetra: politika, diplaomasia, toekarena, sosialy,…
Nanainga omaly alahady 16 oktobra nihazo an'i Mozambika ny Barean'i Madagasikara sokajy “beach soccer” na baolina kitra lalaovina amin’ny torapasika,
Nanao adalana ara-diplaomatika na “scandale diplomatique” indray ny Fitondrana tamin’ilay raharaha mikasika ny latsa-bato nanamelohana an’I Russie teo anivon’ny Firenena Mikambana ny 12 oktobra 2022 lasa teo.
5 taona teo izay no nanomboka niresahana sy nanomezana sehatra ny fandraharahan’ny vehivavy teto Madagasikara, hoy ny mpandraharaha, Harilala Ramanantsoa.
Ny tsy fahampian-tsakafo no anisan’ny antony mamparefo ny ankizy eny fa na dia hatrany an-tsekoly aza.
Tsy ho very maina ny fandalovako eto an-tany hoy ny Apostoly Marc Tatandraza fa misy dikany.
Ny taty amin’ny fanoherana no nangataka ny fampiharana ny didy aman-dalana mikasika ny hoe tokony hiditra amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisi-pifidianana sy izay manodidina izany rehetra isika,
Efa nisy hatramin’izay ny doro tanety, hoy ny filohan’ny fikambanana Za Gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison, fa misy koa ny mamadika azy ho politika mba hamoronana tsy fahamarinan-toerana.
Feno 10 taona ankehitriny ny klioban’ny City Zens Ambatolampy eo anivon’ny boriboritany faha 6 eto Antananarivo.
Hatramin’ny fotoana nampahoraka ny raharaha solika mitapoka dia tsikaritra ho maro ihany koa ankehitriny ireo
Tontosa ny faran’ny herinandro teo tetsy amin'ny ANS Ampefiloha ny andiany faha 4 amin'ny famaranana ilay hetsika antsoina hoe M'Hetsika MVola.
Tao anatin’ny Fitondran’I Andry Rajoelina, niainga tany amin’ny tetezamita mitohy amin’izao no betsaka indrindra ny hadalana na “scandale”
Mitohy ny politikan’ny kanosa ataon’ny Fitondrana Rajoelina. Niharihary indray ny sary maneho ny fanavakavahana sy ny fitanilana eo amin’ny fahalalalahan’ny antoko tsirairay hanao hetsika politika hanetsehana ny mpanohana azy
Ramatoa iray manodidina ny 50 taona teo ho eo no fantatra fa narahin’ny mpanendaka tao anaty taxibe 143 ny sabotsy teo ka saika lasa adala.
Ho fanabeazana ara-pandriampahalemana ny ankizy dia nosokafana ihany koa ny tranombokin’ny fandriampahalemana ho an’ny EPP Andavamamba ny sabotsy teo.
Niely teny amin’iny faritra Antehiroka sy ny manodidina iny ny feo fa namidin’ny kaominina ilay faritra mifefy ao anatin’ny reniranon’i Mamamba ankehitriny.
Nomarihina ny sabotsy lasa teo ny fahatsiarovana ireo miaramila Afrikanina niady ho an’I Lafrantsa tamin’ny ady lehibe voalohany, ka isan’ny nanana miaramila betsaka niady sy lavo tamin’izany isika Malagasy.
Nilatsaka ny didy : miato daholo aloha ny hetsika rehetra ataon'ny Eglizy Katolika Romana (EKAR) any Anosivolakely sy Soaniroa satria tsy mifanaraka amin'ny finoana Katolika ny zavatra miseho any an-toerana fa mbola misy