Stratejika ny fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo amin’ny maha renivohitr’i Madagasikara azy.
tena mandeha sy milamina ary tsy misy olana eto ?
Raikitra indray ny fidokafana vahiny andrandrain’ny fitondrana na ny Filoham-pirenena hitondra
Ny taona 1980 hatramin’ny 1986 no efa nisy fitrandrahana solika mavesatra tao Tsimiroro, hoy ny manam-pahaizana
Efa mahatratra 2 tapitrisa mahery ny isan’ireo ankizy latsaky ny 18 taona miditra eo amin’ny sehatry ny asa eto
May kilan’ny afo ny efitrano misy ny Emetteur-n’ny Radio des Jeunes na ny RDJ eny Ambohimitsimbona.
Afaka roa volana sisa dia higadona indray ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona.
Hila tsy hitsahatra intsony, tsy andro, tsy alina, tsy sabotsy, tsy alahady,
Rehefa mivadika menaka mavesatra i Tsimiroro sy Bemolanga dia manana 800 barika amin’izany
Raikitra ny Makua Festival Music andiany voalohany , hotanterahina any Toamasina ny datin’ny 01, 02
Nisehoana lozam-pifamoivoizana tsy nampoizina teny amin’ny Rond point anoloan’ny EPP Ankorondrano omaly