Niara-niombom-bavaka tamin'ireo mpino eo anivon’ny Fiangonana FPVM ny Filohan’ny Repoblika
no tsy tonga teny amin’ireo biraom-pifidianana nandeha naneho ny safidiny tao anatin’ireo fifidianana nifandimby
Nanomboka omaly ny asa fampodiana ireo biby tratra tany Thaïlande ny volana mey 2024.
Anisan’ny kaominina mijaly rano fisotro madio ny mponina ao anatin’ny Kaominina Ambavahaditokana Itaosy,
Nitarin'ny CENI hatramin'ny 4 desambra izao izany hoe nampiana 4 andro ny fandraisan'ireo rantsamangaikan'ny
Niatrika ny fivoriana fampandaniana ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana na LFI 2025 ny Depiote Livasoa Randriatahinamalala voafidy tao Betafo,
Tandindonin-doza ny kaominina 1695 manerana ny Nosy izay anatin’ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana
Tontosa ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny Akademia malagasy etsy Tsimbazaza ny andiany fahatelo
Nandravara indray ny Malagasy ! Poa-droa ny ekipam-pirentsika eo amin’ny taranja Basketball lalavon’olona telo na
Tapaka noho ny tondra-drano vokatry ny ora-mikija ny faran’ny herinandro teo ny lalam-pirenena faha-6.
Tokony hampiasana vatana isan’andro ny olona manana toe-tena diabetika.
Mbola mahatratra 39,8% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo mahazo ireo ankizy latsaky ny 5 taona eto amintsika.