velona ahiahy ankehitriny ny ankamaroan’ny malagasy mbola
Tsy mety aminay mpivarotra ny fandravàna ny tantsaha sy ny tsenan’Alarobia,
Tsy tomponandraikitra mivantana amin’ny JIRAMA na Jiro sy rano malagasy ny minisitry
Vao manomboka ianao dia efa fantatray, vao mandray fitenenana ianao
Hankalazaina afaka herinandro mahery ny faha-65 taona niverenan’ny fahaleovantena
Niamboho ny alahady 15 jona teo amin'ny faha 83 taonany i Pr Yvette Rabetafika,
Tsy nipetra-potsiny fa omaly ihany dia nidina ifotony teny Ambohimangakely,
Noraisina tetsy anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy
Rehefa volana Jona tahaka izao dia tsy vitsy ireo te-hanatsara ny ao an-tokantranony ao.
Tontosa omaly alatsinainy 16 Jona teny amin'ny Akamasoa Andralanitra indray
Niala an-daharana amin'ny Draft NBA 2025 dingana fifantenana ireo mpilalao hiditra
Ny 50%-n’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Itaosy Atsimondrano raha kely dia
vehivavy mpianaka no tra-tehaky ny sampandraharahan’ny Polisim-pirenena
Efa ny 70%-n’ny asa fanamboarana ilay lisea vaovao ao amin’ny Fokontany Amboatavo,