Mankalaza ny faha 65 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara isika amin’ity taona ity,
Sanatrian’ny vava toa zary Firenena ambinin-doza isika raha jerena amin’ny
Tontosa omaly 17 jona 2025, tao amin’ny Fitsarana Tampony Anosy moa ny
Nametra-panontaniana mikasika ireo lalam-pirenena mila fanamboarana sy ny tetikasa «Fly over»
Mandeha haingana ny fanomanana ny Vovonan'ny Filoham-pirenena sy ny Governemantan'ny
Manana asa sy andraikitra ary adidy hisian’ny filaminana ny fitondràm-panjakàna,
Notolorana ny mari-boninahitra ambony « Ordre National Malagasy »,
Raikitra ny Star Tour Tana taona 2025. Ny datin’ny 20,21 ary 22 jona
Nambaran’ny Aviation Civile de Madagascar (ACM) fa manomboka izao
Mampitaraina ireo mpiadina hatrany ny taranja laza olana na ny probleme rehefa
Tontosa ny 12-13 jona ny fanontaniana arahim-baliny nifanatrehan'ny solombavambahoaka sy ny
Toy ny fanaony isan-taona dia tsy nanadino ireo mpandraharaha sy mpiadina marobe
Olom-boafidy iray teo aloha, tao Ambatondrazaka no nitaraina fa nisy lehilahy niantso
Tao anatin’ny 31 segondra monja no nandavoan’ilay teratany malagasy, Laura Rasoanaivo,
Nahatratra 30 isa ireo mpiadina tsy tonga nanatrika ny fanadinam-panjakana CEPE omaly Talata 17 Jona