Vaky ny karierana Colombite, karazana vato sarobidy, ao Ankiranomena,
hoy ilay mpamokatra sarimihetsika iray izay, ka aleo foana ihany aloha miezaka
Mafampana indray ny raharaha Base Toliara. Nisy hetsi-panoherana nitranga ny
Iray volana katroka anio 14 jolay ny raharaha fahapoizinana mahatsiravina
Tokony hahay hanavaka ny hosoka sy ny kolikoly ara-pifidianana ny olompirenena,
Ny taona 2017 dia voalaza fa nitentina 85 miliara Ariary ny fantiantoky ny orinasa JIRAMA
Kolikoly ny fangatahana fotoam-piasàna fahatelo na «3è mandat»
Lehilahy iray teratany Thaïlandais no voasambotra teny amin'ny seranam-piaramanidina
Nitrangana toe-javatra mampalahelo ny 10 Jolay lasa teo tamin'ny 06 ora sy sasany
Mila mailo hatrany amin'ny mpanampy an-trano amin'izao.
Sokajin-zava-maniry ahiana ho lany tamingana toy ny operculicarya, pachypus, ravenea sp,
Maty voatifitry ny Polisy Jiolahy rain-dahiny efa notadiavina hatramin'ny ela
Niatrika lalao fanomanantena miisa 2 tany Frantsa ny Ankoay lehilahy ny 11-12 jolay teo,
Ny tapaky ny volana martsa teo no nanomboka niara-nanao fanazarantena tamin’ny ekipa A
malagasin’ny baolina kitra teo aloha, Voavy Paulin. Ankehitriny, hoy izy,