airtel

Covid 19

15-déc-2021

Covid 19

Ady amin'ny coronavirus Nanolotra fanafody sy fiara ny vondrona Sicam

Sample post image

Tsy mitazam-potsiny ny vondrona sicam manoloana ny ady hatao amin'ny coronavirus eto amintsika. Nanolotra fanafody maro isan-karazany

15-déc-2021

 hitana magnesium,serum niampy arovava orona ho an'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka izy ireo omaly tamin'ny alalan'ny somaphar. Mitentina 80 tapitrisa Ar izany. Toraka izany koa ny fiara tsy mataho-dalana iray misy vata fampangatsiahana hahafahana mitahiry vaksiny hatramin'ny 150.000 fatra. Mitentina 60.000 dolara izy io fanomezana avy amin'ny toyota tsusho corporation. Tombony amin'io fiara io ny fahafahany mitahiry vaksiny ao anatin'ny 16 ora na any amin'ny tany tsy misy herinaratra aza. Hanampy betsaka ny mpiasan'ny fahasalamana amin'ny fitaterana ireo vaksiny any amin'ireny faritra lavitra dia lavitra tsy misy herinaratra ireny arak'izany izy ity hoy ny ministry ny ny fahasalam-bahoaka izay tonga nisolo tena ny fitondram-panjakana nandray ireo fanomezana omaly.
Pati
Legende : Nandritra ny fanolorana fiara sy fanafody omaly
 

Dans la même rubrique