airtel

Covid 19

21-janv-2021

Covid 19

Covid-19 Antananarivo Renivohitra Maherin` ny 10 isan`andro no manantona CSB

Sample post image

Manoloana ny fiparitahan'ny tsimokaretina coronavirus dia raisina an-tanana eny

21-janv-2021

 

 

 

 

amin’ny CTC-19 village Voara Andohatapenaka sy amin’ireto CSB II miisa valo eto Antananarivo ireto ny manana soritr'aretina : Isotry Central, Ambohitsoa, Ampasanimalo, Antanimena, Mahamasina, Analamahintsy, Amboniloha ary Ambohimanarina. Ho an` ny CSB II iray eto Antananarivo Renivohitra dia “efa maherin` ny 10 isan`andro ny isan` ireo olona tonga eto aminay. Olona mampiseho ny soritr`aretina no betsaka. Avahana eny am-pidirana ny maryary” hoy ny dokotera iray, médecin inspecteur CSB. Marihana fa omena fanafody maimaimpoana avokoa ireo marary mifanakaiky amin` ny valanaretina Covid-19. »

Marigny A.

Dans la même rubrique