airtel

Covid 19

05-juil-2021

Covid 19

Covid-19, tazomoka, pesta ... Ny fitiliana mialoha no fiarovana tsara indrindra

Sample post image

Mahalasa adala izao tontolo izao mihitsy indraindray ny areti-mifindra Covid-19, kitrotro, tazomoka, pesta ... Ny fitiliana mialoha ihany no fantatra hatreto fa fiarovana tsara indrindra.

05-juil-2021

 Nanolotra fitaovam-pitiliana polymerase chain reaction (PCR) sy autoclaves roa ho an’ny laboratoara sy ny hopitaly Malagasy ny USAID hanatsarana ny fahafahan'i Madagasikara manara-maso sy mitily ny areti-mifindra. Voaporofo fa fomba sady haingana no tsy lafo ny PCR hitiliana ny areti-mifindra sy hamantarana ireo areti-mandoza ho an’ny fahasalamam-bahoaka. Mamono ny otrikaretina, manadio ary miaro ireo teknisianina miasa ao amin'ny laboratoara ny autoclaves.
Nangonin’i Jean D.
 

Dans la même rubrique