airtel

Covid 19

09-avril-2021

Covid 19

CTC-19 Namontana Hitsaboana ireo mpiasan’ny CUA voan’ny covid 19

Sample post image

Natokan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra hitsaboana ireo mpiasa maneho soritr’aretina covid-19 ny CSB II Namontana,

09-avril-2021

 

 

 

 Boriborintany fahaefatra. Maromaro ny mpiasan’ny Kaominina efa voan’ity valanaretina ity notsaboina teny an-toerana. Mandray olona marary amin’ireo Fokontany manodidina ihany koa ity tobim-pahasalamana miankina amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra ity. Misy fandriana sivy ao amin’ity CSB II Namontana ity. Feno avokoa ireo, raha ny angom-baovao teny an-toerana omaly.

 Jean D.

Dans la même rubrique