airtel

Covid 19

05-nov-2021

Covid 19

Dr Fidy Bariniaina “Mety variant vaovao mivelona amin’ny hafana ilay any Morondava”

Sample post image

Olona 24 isa no fantatra fa lasibatry ny valan’aretina Covid 19 any amin’ny distrikan’i Morondava. Amin’ny ankapobeny anefa dia toerana mafana Morondava no sady

05-nov-2021

 tsy dia ahiana loatra amin’ity valan’aretina ity izay voalaza fa tena mpiseho amin’ny fotoanan’ny hatsiaka. Naneho ny heviny mikasika izany dokotera Fidy Bariniaina omaly ka nambarany fa mety ho variant vaovao mivelona amin’ny andro mafana ity mahazo ny olona any Morondava ity. Miantso ny rehetra mba samy hihazakazaka hanao vaksiny araka izany ny tenany ka handeha hamonjy ireo ivon-toerana mifandraika amin’izany toy ny CSB II... Ho an’ireo tsy mbola afaka manao izany hoy izy dia tsara foana ny manao arovava orona ho fisorohana ny aretina tsy hiparitaka. Anisan’ireny ny ankizy madinika.
Pati
 

Dans la même rubrique