airtel

Covid 19

06-sept-2021

Covid 19

Fanajana ireo fepetra ara-pahasalamana Hentitra ny fanarahamaso ataon’ny mpitandro filaminana

Sample post image

Nivoaka 03 septambra teo nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra ny fahataperan'ny hamehana ara-pahasalamana manerana ny tanin'ny repoblika.

06-sept-2021

Na eo aza izany dia tsy tokony hadinoana mandrakariva ny miaro tena hisorohana amin'ny mety ho fiverenan'ny fiparitahan'ilay valan'aretina Covid 19. Noho izany indrindra dia manohy ny fanentanana efa nataony hatrizay ny polisim-pirenena amin'ny fanajana ireo fepetra sakana. Anisan’ireny ny fanaovana arovava orona indrindra rehefa mivoaka ny trano sy amina toerana misy olona maro, ny fanasan-tanana matetika amin’ny rano sy savony. Mbola manankery arak’izay ny tsy maintsy hanaovana arovava orona anaty fiara fitateram-bahoaka, na taksibe io na taksibrosy.

 

Dans la même rubrique