airtel

Covid 19

12-janv-2021

Covid 19

FOTOTRA NIPOIRAN’NY COVID-19 VONONA AMIN’NY FANADIHADIANA NY SINOA

Sample post image

Herintaona katroka omaly 11 janoary no nisian’ny olona matin’ny covid-19 tany Wuhan Chine.

12-janv-2021

 Naneho ny Fanjakana Sinoa, fa vonona handray ny mpanadihady iraisam-pirenena amin’ny fanenjehana azy ho fositra tamin’ny covid-19, izay namono olona manodidina ny 2 tapitrisa maneran-tany. Ankehitriny, nahitana tranga 103 tany Chine ny alahady teo, ka 85 tao anatiny, ary 18 avy any ivelany. Omaly naiditra amina fihibohana ny tanàna misy mponina 500 000 any Pékin.

Dans la même rubrique