airtel

Covid 19

07-juin-2021

Covid 19

Hetsika nandritra ny iray volana Frantsay sy Eoropeana 1.700 no vita vaksiny

Sample post image

Efa nahatratra 1.700 sahady hatreto ny isan’ireo tera-tany vahiny Frantsay sy Eoropeana efa vita ilay vaksiny Johnson & Johnson

07-juin-2021

 

 


 iadiana amin’ny valan’aretina Covid 19 teto amintsika tao anatin’ny iray volana. Nanomboka ny 10 mey teo raha tsiahivina no nanatanterahana izany teto amintsika izay mbola hitohy any amin’ireo faritra be tera-tany vahiny Frantsay sy Eoropeana toy ny any Antsiranana, Toamasina, Mahajanga, Toliara ary Nosy Be. Ny masoivoho Frantsay moa no mikarakara azy ity sy nametraka ny ivon-toerana hahafahana manatanteraka izany. Na izany aza anefa dia tsy ireo tera-tany vahiny rehetra no afaka misitraka izany. Ireo mihoatra ny 55 taona ihany mantsy no azo hatao izany ho fiarovana amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.

Pati

 

Dans la même rubrique