airtel

Covid 19

21-avril-2021

Covid 19

Hopitaly CHU Anosiala Nahazo fampitaovana maro avy amin’ny Sinoa

Sample post image

Iray amin'ireo Hôpitaly lehibe eto an-drenivohitra sy ny manodidina mandray an-tanana ny mararin'ny covid-19

21-avril-2021

 

 

 

 maneho tranga misy fahasarotana (Forme grave et compliquée) ny CHU Anosiala. Nisy ny fanolorana fitaovana nataon’ny firenena sinoa ho an’io Hopitaly lehibe io omaly 20 aprily. "Respirateur portable 30, masque pour respirateur portable 300, concentrateur d'oxygène 10, fitaovana ilaina amin’ny concentrateur d'oxygène 100, thermomètre frontale 10" ary fitaovam-piarovana na "EPI" ho an'ny Mpiasan'ny fahasalamana izay ahitana "masque chirurgical 6000, masque FFP2 2000, combinaison de protection sy couvre chaussure 100", ary "lunette de protection" 100 isa.

 Toky R

Dans la même rubrique