airtel

Covid 19

04-mars-2021

Covid 19

Hopitaly miaramila Antsiranana 61 ireo voan’ny Covid 19 hatramin’ny volana oktobra

Sample post image

Nahatratra 61 isa ireo olona tratry ny valan’aretina Covid 19 hatramin’ny volana oktobra no mankaty tany Antsiranana.

04-mars-2021

 

 

 

Tao amin’ny hopitaly miaramila Soavinandriana avokoa izy ireo no notsaboina ka ny 2 no namoy ny ainy. Na izany aza dia fantatra fa sitrana avokoa ireo 59 isa. Mba ho fampaherezana ireo mpitsabo any an-toerana ary dia nisy ny fanampiana nentin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ho azy ireo. Ankoatra ny fitaovana dia nomena tohana ara-tsaina ihany koa izy ireo hahafahany miatrika ireo marary mila fitsaboana. Fantatra moa fa mbola vonona hatrany izy ireo ny hanome ny tsara indrindra any aminy hanampiana ny mpiara-belona indrindra ao anatin’izao ady amin’ny valan’aretina Covid 19 izao.

 

Pati

 

 



Dans la même rubrique