airtel

Covid 19

15-avril-2021

Covid 19

Hopitaly mitsabo Covid Mifandimby monolotra fanampiana ireo Senatera

Sample post image

Tonga nanolotra fanamiana manokana ho fiarovan-tena (EPI) hoan’ireo mpitsabo sy mpitsabo mpanampy ary ireo

15-avril-2021

 

mpiasa mpikarakara rehetra eo anivon’ny Hopitaly Anosiala itsaboana ireo marary efa manana ny « forme grave » eo amin’ity aretina Covid 19 ity ny Loholon’i Madagasikara Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana mivady omaly. Izao no natao hoy ity Loholon’i Madagasikara ity dia mba hifanampiana sy hifampitsimbinana eo amin’ny samy Malagasy, koa rariny raha mifanampy isika samy Malagasy. Ny 12 aprily teo dia nanapa-kevitra ny hanome ampitiavana ny hopitaly ao Ambodifotatra Sainte Marie ny karamany manontolo amin'ny maha-loholona azy amin'ity volana aprily ity i Imbiki Herilaza, filoha lefitry ny Antenimierandoholona Faritra Avaratra, ho fandraisany anjara amin’ity ady iraisana amin’ny valanaretina coronavirus ity.

Jean D.

Dans la même rubrique