airtel

Covid 19

02-nov-2021

Covid 19

Olona avy any ivelany nahiboka Mitohy ny fanaraha-maso ataon’ny fanjakana

Sample post image

Mitohy ny fidinana ifotony Hataon'ireo solontena eo anivon’ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’andro ary ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’ny fanaraha-maso

02-nov-2021

 ireo trano fandraisam-bahiny eto amintsika. Foto-drafitrasa miisa 4 no voatsidika ny sabotsy 30 oktobra ary mpandeha 36 avy any Nosy Maurice no nanaovana fanadihadiana mahakasika ny fanajana ny fihibohana. Nilamina ny fidinana ifotony notanterahin’izy ireo tamin’ny ankapobeny. Na izany aza dia entina hatrany ireo trano fandraisam-bahiny sy ireo mpandeha hanaja ny fihibohana tanteraka izay maharitra 48 ora (fe-potoana hivalian’ny fitiliana) ary tsy hivoaka ny trano fandraisam-bahiny na hifanerasera aman’olona raha tsy mivaly ka voamarina fa tsy mitondra ny tsimok’aretina Covid-19 ny fitiliana natao.
Pati

 

Dans la même rubrique