airtel

Covid 19

15-juil-2021

Covid 19

Prefen’Antananarivo “Miverina ny fanassaziana satria be loatra ny gaboraraka”

Sample post image

Miha miverina ny gaboraraka sy ny tsy fanajana ireo fepetra ka noho izany miverina indray ny fanasaziana, hoy ny prefen’Antananarivo ny jeneraly Ravelonarivo Angelo omaly.

15-juil-2021

Izay tratra tsy ma nao aro vava orona dia ampanaovina asa iombonana avy hatrany tahaka ny mamafa lalana, manadio tatatra…natao izany satria mbola sarotra ho an’ny olona ny mandoa vola lamandy aty amina firenena mahantra toa antsika hoy ny prefe.Hatramin’ny 9 ora alina ihany no mahazo misokatra ireo toeram-pisotroana, handraisana fepetra izay mbola miasa rehefa dila io fotoana io.Mbola tsy mahazo misokatra ny trano fandihizana sy ny fanaovana karaoke ka mazava ho azy fa akaton’ny mpitandro filaminana avy hatrany izay tratra miasa.Marina fa effa tena nihena ny isan’ny marary sy ny maty saingy mbola eto ny valanaretina ka tsy maintsy mitandrina isika, hoy ny jeneraly Ravelonarivo Angelo fa tsy hoe samy manao izay tiany.
RTT
 

Dans la même rubrique