airtel

Covid 19

07-avril-2021

Covid 19

Tanjombato 1 matin’ny Covid 19, misy 8 hafa marary

Sample post image

Miisa 8, raha ny tarehimarika nivoaka farany teo ireo voamarina fa voan’ny Covid 19 teny amin’ny kaominin’i Tanjombato,

07-avril-2021

 

 

 

 hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Tovo Rakotojohary. Fantatra tsar any adiresin’izy ireo. Ny 12 hatramin’ny 17 aprily eo, arakaraka ny fotoana namantarana ny fisian’ny tranga no nanibohana azy ireo. Efa nojerena koa ireo tranga noho ny fifampikasohana na “cas contact”. Arahan’ny tompon’andraikitra na “agent communautaire” eo anivon’ny CSB II maso koa ireny olona ireny. Iray no voambara ofisialy fa nindaosin’ny fahafatesana eto Tanjombato hatreto. Betsaka koa anefa no mety antony mahafaty ny olona izay tsy azo tsinotsiniavina satria tsy mifidy taona ilay aretina, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Dans la même rubrique