airtel

Covid 19

21-déc-2021

Covid 19

Vaovao nozarain’ny CICM Tombana ihany ny momba ny “variant”

Sample post image

Mbola tsy nanomboka hatreto ny fampandalovana anaty mason-tsivana na ilay antsoina hoe “criblage” ireo endrika na “variants” COVID 19 eto Madagasikara,

21-déc-2021

 raha ny fampitam-baovao voaray teo anivon’ny ivon-toeram-pitiliana Charles Merieux na CICM etsy Ankatso. Natao hamantarana amin’ny antsipirihany ireo karazana valanaretina efa mivamoivoy eto Madagasikara izy io, hoy ny fanazavana. Mbola tsy tomombana anefa hatreto ny raikipohy ilaina hamatantara ireo tranga marina efa misy. Ny vaovao izay nozaraina tamin’ny alalan’izany dia tombana fotsiny ihany, hoy hatrany ny CICM.
J. Mirija

 

 

 

Dans la même rubrique