airtel

Fahasalamana

07-dรฉc-2022

Fahasalamana

Fahasalamam-bahoaka ๐—ก๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜‡๐—ผ "๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฎ๐˜‚๐˜… ๐˜€๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€" ๐—ป๐˜† ๐—–๐—›๐—ฅ๐—— ๐—”๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ผ

Sample post image

Anisan'ny vaindohan-draharahan'ny Fitondram-panjakana ny fanatsarana ny kalitaon'ny tolotra ara-pahasalamana omena ny vahoaka eny anivon'ny tobim-pahasalamana miankina amin'ny fanjakana manerana ny Nosy.

07-dรฉc-2022

Hopitalin'ny distrika (CHRD) sy Hopitalim-paritra (CHRR) maro no efa nisitraka izany. Omaly Talata 06 Desambra dia ny CHRD Arivonimamo, faritra Itasy indray no nahazo fampitaovana "panneaux solaires" vaovao 26 isa. Vokatry ny fiaraha-miasanโ€™ny Ministeranโ€™ny Fahasalamam-bahoaka sy ny mpiara-miombon'antoka GIZ no angady nananana sy vy nahitana izany. Marihina moa fa mba hahafahana manavotra ireo vehivavy teraka aminโ€™ny alina nefa tapaka tampoka ny jiro, na koa misy marary mafy mila famonjena ankoatra ny ady aminโ€™ny tsy fandriampahalemana no antony nanomezana ity fitaovana mandeha aminโ€™ny herinโ€™ny masoandro ity. Azo hampiasaina ihany koa izy ireo raha sendra misy olona marary na vehivavy teraka mila fandidiana maika.
Nangoninโ€™i Pati
 

Dans la mรชme rubrique