airtel

Fahasalamana

14-oct-2026

SEHATRY

NY FAHASALAMANA

Sample post image

Matotra ny fiaraha-miasan'ny

14-oct-2026

Malagasy sy ny Afrikanina tatsimo
Vita soa aman-tsara ny fandidiana nataon’i Dr Johan Van Beljon avy any Afrika Atsimo. Voalohany tamin’ny tantaran’ny fandidiana ao Mahajanga ny fiisian’ny “cœlioscopie” .Tao amin’ny CHU Mahavoky Mahajanga no nanatanterahana io fandidiana nampiasana fitaovana raitra io ny 12 oktobra 2026 lasa teo Nanolotra fitaovana fandidiana ihany nandritra izany ny Dr. Van Beljon.Izao hetsika ara-pahasalamana manamarika ny tantaran'ny fandidiana ao Mahajanga izao moa no tontosa dia vokatry ny asa nataon’ny Ambasadaoro Dr. Toavina Ralambomahay, Rtoa Hoby Razafinjoelina, Malagasy am-pielezana ary Dr Nouraly Habib, niaraka tamina mpiara-miombon’antoka Malagasy maro.
Nangonin'i RTT
 

Dans la même rubrique

12-oct-2026

Nahazo fitsaboana

Card image cap