airtel

Fahasalamana

11-janv-2024

TOAMASINA

Efa misy zaza tratranโ€™ilay areti-maso

Sample post image

Manomboka miparitaka ilay areti-maso conjonctivite bacterienne.

11-janv-2024

Taorian’i Mahajanga sy ireo distrika sasany mandrafitra azy dia fantatra fa efa nisy zaza tratran’ity areti-maso ity ihany koa omaly Alarobia 10 Janoary tao Ambalamanasy Carreau 1. Mivonto ilay maso. Mivoara-mena ihany koa no sady manaintaina. Ho an’i Mahajanga manokana dia fantatra fa t๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ho azy ireny ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† F๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ. Ahitana Collyre Gentamicine, Tétracycline Pommade izany. Ny 1% ho an'ny marary miisa 2500 ihany no nozarain'ny fitaleavam-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao Boeny hoy ny vaovao izay naparitaka tao amin'ny CSI Mahabibo sy teny amin'ireo CSB manerana an'i Mahajanga. ๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 1000 moa hatramin’ny afak’omaly ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป'๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜๐—ถ-maso ao Mahajanga ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐˜๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ tamin’io andro io ihany. Voatery nividy teny amin’ny tobim-pahasalamana ireo tsy nahazo noho izany tamin’ny sarany 8.000 Ar isanisany.
Pati
Legende : Ity ilay zaza tratry ny areti-maso ao Toamasina !
 

Dans la mรชme rubrique