airtel

Fampianarana

18-juin-2025

FANADINANA CEPE

Mampitaraina ny mpiadina hatrany ny taranja laza olana

Sample post image

Mampitaraina ireo mpiadina hatrany ny taranja laza olana na ny probleme rehefa

18-juin-2025

fanadinam-panjakana CEPE. Tsy ho an’ny eto an-drenivohitra sy ny manodidina ihany izany fa hatrany amin’ny faritra mihitsy miaraka amin’ny taranja Frantsay. Ho an’ireo mpiadina sendra ny Gazety Tia Tanindrazana omaly ohatra dia saika nanana olana tamin’ireo taranja ireo avokoa izy ireo. Tahaka izao ny resaka nifanaovana tamin. Tahiantsoa Michella, 12 taona, mpianatry ny Fjkm Ambodirano Alasora : Teo ho eo daholo ny taranja sasany fa ny laza olana no somary nanahirana. Na izany aza manantena ny ho afaka foana. Tsiferana Patrick, 12 taona, mpianatry ny sekoly La voie de la sagesse : Ilay taranja probleme no tena nanahirana ahy mafy. Sahirana aho vao nahavita azy manontolo. Ny ankoatra izay mba nilamindamina ihany.
Pati
 

Dans la même rubrique