airtel

Fampianarana

31-août-2026

Fanatsaràna ny fampianarana

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Sample post image

Nitohy tany amin'ny

31-août-2026

kaominin'i Tsaramandroso ny diabe ho fanatsaràna ny sehatry ny fampiaranarana eto Madagasikara, hoy ny fampitàm-baovao voaray omaly avy eo anivon'ny minisiteran'ny fanabeazam-pirenena. Fanambin'ny filohan'ny fanavaozana, Ny Kolonely Michael Randrianiriana, ny hanampy ireo mpampianatra mpanabe, hoy ny fanazavàna. Manomboka ny fifaninànana masina hatao amin’ny sekoly rehetra manerana ny nosy. Omena loka goavana ireo mahazo voalohany. Natao izao ezaka izao ho fampirisihana azy ireo amin’ny fikojàna ny tanin-janakazo. Vola mitentina 2 tapitrisa Ariary avy amin’ny vadin'ny filohan'ny fanavaozana, Elisa Randrianiriana, no nomen'ny minisitry ny fanabezam-pirenena, Rajaonarison Sendra Nirina, ho fanampiana ireo mpampianatra nandritr'izao fitetezam-paritra natao izao, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin'i J. Mirija

 

Dans la même rubrique