Ireotranofianaranavonjimaika, rahanytokony ho izy, na irony antsoina hoe “pré-fabriqué” na “préfa” irony no niitaran’nyafo, rahanyfampitam-baovaovoaray. Efitranofianaranatokonyhavaozinaanatyfotoanafohyny “préfa” saingytaoanatin’ny 62 taonaizanynyankamaroan’izyirenyizao no tsynokitihinamihitsy. Nyfonenan’nympianatra may enyamin’nyoniversiten’AntananarivoenyAnkatsombolatsytafarina, herintaonamaherytaorian’nyfahamaizany, diaioindrayizanyizaonyefitranofianaran’ireompianatrampikarokaaoamin’nyoniversitem-panjakanan’IFianarantsoa. Rahanyvoalazadiavoinatsynampoizinana “accident” no nahatonganyafosaingyisan’nyfanontanianamipetrakakoaanefaetsy an-kilanyny hoe mbolaaoanatin’nyfamotehanatsikelikelysyankolakanyfampianaranaambonyenyamin’nyoniversitem-panjakanahatranykoaveizaoanefa?
J. Mirija
Nisy ny tenimita na naoty navoakan’ny Ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana Ara-tsiansa ny 22 martsa 2024,
Mitohy ny hetsika fanentanana ny mpianatra momba ny Fehezam-pitsipika misahana ny fikoloam-pahasalamana