airtel

Fandriampahalemana

20-janv-2026

ANATIHAZO ISOTRY

Nahita moto ahiana ho halatra ny polisy

Sample post image

Nandritra ny fisafoana nataon'ny Polisy

20-janv-2026

miasa ao amin'ny PPA Anatihazo ny alin'ny 18 Janoary teo tamin' ny 2 ora maraina dia nahatsikaritra olona roa mampiahiahy manosika moto iretsy voalohany, ka nanantona avy hatrany. Raha vao nahatazana ireo Polisy roalahy izy ireo dia nandositra tany anaty elakelan-trano ary nilaozany teny an-dalana ilay moto JOG PRO miloko mena no sady tsy nisy lakile. Tanana ao amin’ny Kaomisarian’ny Boriborintany faha-4 Isotry ilay moto vokatr'izany, hiandrasana izay tompony miaraka amin'ny fanamarinana. Tombanana ho kofiaran-droa halatra mantsy izy io.
Pati
Légende : Ilay moto heverina ho halatra !

 

Dans la même rubrique

05-mars-2026

fa tsy nety nanala zaza

Card image cap
05-mars-2026

Nanao hetsika manokana ny zandarimaria

Card image cap
04-mars-2026

Olona miisa 3 no voasambotra

Card image cap