airtel

Fandriampahalemana

20-oct-2026

Fanafihana

mitam-basy

Sample post image

Olona handeha hividy omby

20-oct-2026

naratra sady voaroba 30 tapitrisa
Nisy tranga fanafihana mitam-basy tao Ampangalandrano tanàna iray ao amin'ny Fokontany Ambodiala Kaominina Ambonivohitra Faratsiho ny Alahady 18 oktobra 2026 tokony ho tamin'ny 8 ora sy sasany alina. Olona nikasa hividy omby ao Soavinandriana Itasy omaly Alatsinainy no voatafika. Araka ny vaovao voaray dia olona 4 no naratra ary vola mitentina 30.000.000 Ariary no lasan'ireo olon-dratsy miampy fitaovana maromaro. Mitohy ny fikarohana ireo nahavanon-doza.
Jean D.
Fitsaboana ireo naratra tao anatin'ny fanafihana
 

Dans la même rubrique

20-oct-2026

Nisy 21.000 litatra indray saika hisy hanodina

Card image cap
20-oct-2026

saran-dalana ho any amin’ny varo tsy mifody

Card image cap