airtel

Fandriampahalemana

25-juil-2025

FIVAROTANA COCAÏNE

Lehilahy iray nidovoka eny Tsiafahy

Sample post image

Lehilahy mpiavarotra cocaine no voasambotry ny Polisy misahana ny ady

25-juil-2025

amin’ny zava-mahadomelina Anosy ny 19 jolay lasa teo teny Ambohimangakely, distrikan’Avaradrano. Loharanom-baovao avy amin’olona tsara sitrapo no nahafantarana ity lehilahy ity ka nanaovan’ny Polisy velam-pandrika ny fisamborana azy. Nandritra ny fisavana ny tranony no nahitàna cocaine milanja 1,810 kilao tao aminy. Noentina teny amin’ny birao avy hatrany ity lehilahy ity natao famotorana ka rehefa avy natolotra ny fampanoavana ny Alatsinainy 21 Jolay teo dia nidoboka am-ponja vonjimaika eny Tsiafahy.
Pati
Legende : Kely sisa dia ho feno lehilahy mpivaro-drongony tahaka izao ny fonja eto amintsika !
 

Dans la même rubrique

05-juin-2026

ho mpandray ny fanasan'i Tompo

Card image cap
05-juin-2026

sady novonoin'ny sipany

Card image cap
04-juin-2026

Efa ho 80 ny tranga, 30 mahery maty tamin’ny fomba feno habibiana

Card image cap
04-juin-2026

Paikady hataon'ny sasany tsy hahamari-toerana ny fanjakana io

Card image cap