mpanao fakana an-keriny na « kidnapping » tao amin'ny kaominin'i Soalazaina Ambatondrazaka nandritra ny fifandonan’ireo olon-dratsy sy ny mpitandro ny filaminana ny alin'ny sabotsy hifoha ny alahady teo. Nifampitifitra tamin'ny zandary ireo mpaka an-keriny ka 2 lahy sy 1 vavy no maty, raha ny tatitra. Tena hary fitaovana ireo olon-dratsy, ary basy tsy fitazona sivily mihitsy no nampiasainy. Avy aiza itony basy mahery vaika itony ? Misy mpitandro filaminana mampanofa basy sanatria ? Sa basy niparitaka hatry ny ela noho ny sakororoka sy savorovoro politika ? Na inona na inona antony, dia miharihary fa tsy milamina ny tany, mirongatra ny tsy fandriampahalemana saika manerana ny nosy, miparitaka ny fitaovaom-piadiana, mandry tsy lavo loha ny vahoaka,…
Nangonin’i Toky R
Jiolahy iray voalaza fa badin’ny Fasan’i Karana no tratra tao anaty
Roalahy no tompon’antoka, tratra tao anaty taxi-brousse Lehilahy