airtel

Fandriampahalemana

02-déc-2025

TSY FANDRIAMPAHALEMANA

Zazavavy kely 12 taona nisy nanolana, simba tanteraka

Sample post image

Zazavavy kely iray vao 12 taona monja antsoina hoe :

02-déc-2025

Sandrinah no fantatra fa nisy nanao herisetra ara-nofo na nanolana tany an-tampon-tananan'Ivohibe ny 27 Novambra teo teo akaikin'ny tananan'i Mahasoa, fokontany Ivohibe Sud manamorona ny ranomena. Simba tanteraka Ilay zazavavy kely hoy ny vaovao azo. Ny 28 Novembre teo tamin'ny 9ora sy 30alina dia voasambotry ny Polisim_pirenena tao Ivohibe ny roalahy nahavanon-doza ka hoatolotra ny fampanoavana eny Ihosy ny raharaha. Manaraka fitsaboana ao amin'ny Hopitaly ao Ihosy kosa Ilay zazavavy kely ka ny Solombavambahoaka voafidy tany an-toerana Rtoa Clarisse Manjary no miantoka manontolo ny fitsaboana azy rehetra.
Nangonin'i Pati
Légende : Ity ilay zaza voaolana !
 

Dans la même rubrique

05-mars-2026

fa tsy nety nanala zaza

Card image cap
05-mars-2026

Nanao hetsika manokana ny zandarimaria

Card image cap
04-mars-2026

Olona miisa 3 no voasambotra

Card image cap