airtel

Fandriampahalemana

20-janv-2026

Very finday tamin’ny 2 maraina

Lehilahy iray no tratra teny akaikin’ny Anjary

Sample post image

Nisy lehilahy iray teny amin'ny «Centre-ville»,

20-janv-2026

izany hoe, teny afovoanin’ny tanànan’Antananarivo, teny nitaraina tamin'ny polisim-pirenena, andro tamin'ny 2 ora maraina, raha ny fampitàm-baovao voaray omaly, fa voaendaka ka lasan'ilay olon-dratsy any ny findainy sy ny volany 100.000 Ariary. Nanao ny fikarohana nifandraika, noho izany, ny polisin’ny CUI. Tamin'iny Antaninarenina hatrany Isoraka sy Tsaralalàna iny no nanaovana ny fizahana. Lehilahy iray, vokatr’izany, no tratra teny akaikin'ny Anjary ary hita tany aminy ny findain'ilay voaendaka, raha ny fampitam-baovao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

07-août-2026

Taorian'ireo 16 tany Toliara izay

Card image cap
07-août-2026

an’ny andrimasom-pokonolona

Card image cap
07-août-2026

Jiolahy miisa 4 mandeha moto no nanafika

Card image cap