airtel

Fifamoivoizana

28-mai-2026

Lalam-pirenana faha-4

An-dalam-pahavitana ireo

Sample post image

toerana nampitaraina ny mpampiasa lalana

28-mai-2026

Mihatsara ny fifamoizana amin'ny lalam-pirenana faha-4, mihena ny fotoana lany eny an-dalana ary mihatsara tsikelikely ny fivezivezen’ny olona sy ny fitaterana entana. Izany dia vokatry ny asa fanarenana natao indrindra amin'ireo ampahan-dalana tena nampitaraina sy nampanahirana ny mpampiasa lalana, nandritry ny fotoana maro. Hanome antoka ny mpandeha ny fahatsaran'ny lalana fa mampisosa ny fifamoivoizana ary koa mampihena ny tsy fandriampahalemana. Ny Fanjakana Malagasy amin'ny alalan'ny Tahirim-bola ho an' ny Lalana sy ny Banky iraisam-pirenena no mamatsy vola ireo asa fanarenana sy fanatsarana tanterahina amin’ity lalam-pirenena ity ireo.
Jean D.

Anisany nasiam-panarenana ny ampahan-dalana teto
 

Dans la même rubrique