airtel

Fifamoivoizana

04-févr-2026

Lehilahy iray voadonan’ny fiara

Maty tsy tra-drano, nitsoaka ilay fiara

Sample post image

Lehilahy iray no maty tsy tra-drano

04-févr-2026

voadonan'ny fiara teny amin'ny fokontany Tananambo, kaominina ambanivohitr’i Fanandràna omaly, hoy ny fampitàm-baovao voaray. Tokony tamin'ny 4 ora teo no nitrangàn’ny loza. Nitsoaka nandositra ilay fiara nandona ity lehilahy ity. Voalaza fa olona andeha hamonjy fahoriana ity lehilahy ity no izao tra-doza izao. Efa tonga any toerana ny mpitandro filaminana manao ny fanadihadiana, raha ny fampitàm-baovao voaray hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

05-mars-2026

Ela tsy nisy vahaolana, araraotin'ny fitaterana hanaovana gaboraraka

Card image cap
04-mars-2026

Napetraka ny laharam-pahamehana sy ny tondrozotra

Card image cap