airtel

Fifamoivoizana

27-avril-2026

Midina an'Ambohijatovo

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray

Sample post image

Nitrangana lozam-pifamoivoizana

27-avril-2026

indray iny midina an'Ambohijatovo iny ny marainan'nj sabotsy teo. Raha ny fampitam-baovao voaray dia tsy voahajan'ilay mpamily ny fiara fitateram-bahoaka nitondra ny zotra 119 ny "distance de sécurité" na ny elanelana tokony ho hajaina eo amin'ireo fiarakodia milahatra eny amin'ny arabe. Izay no nahatonga ny loza, hoy ny nanatri-maso. Fiara miisa 2 samy ho any tonelin'Ambohidahy izy ireo. nivily lalana tampoka ilay teo aloha. Tsy nanan-tsafidy ny tato aoriana afa-tsy ny namily ny fiarany nikapoka ny tambohon'ny zaridaina. Efa voasikotra tao anatin'ny fiara nidona ny mpamily avy eo, hoy hatrany ity mpandalo ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique

28-avril-2026

Amboarina ny lalana ao amin'ny

Card image cap
27-avril-2026

Takrsibrosy iray, marika Sprinter

Card image cap