airtel

Fifamoivoizana

31-août-2026

RN4 :

Loza mahatsiravina Olona 2 no maty

Sample post image

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina

31-août-2026

no nitranga, 9 km alohan’ny hidirana an’i Maevatanana, eo amin’ny lalam-pirenena faha-4 na RN4, ny marainan'ny sabotsy teo. Tokony ho tamin’ny 10 ora, hoy ny fampitàm-baovao voaray no nitranga ny loza. Olona miisa 2 no voalaza fa namoy ny ainy vokatry ny loza. Fipoahan’ny kodiarana ankavian’ny fiara no voalaza fa nahatonga ity loza ity.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique