airtel

Finoana

13-oct-2025

Sekretera jeneralin'ny FJKM

Isan'ireo tazana namaky ny kianjan'ny 13 may

Sample post image

Ny fahamarinana manandratra ny Firenena.".

13-oct-2025

Io teny ao anaty Baiboly voasoratra ao amin'ny Ohabolana 14:34 io no namintinan'ny sekretera jeneralin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara na FJKM, Jaona Rakotonindrainy, ny antony nandraisany anjara tamin'ny tolona fanoherana ny tsy rariny eto amin'ny firenena amin'izao fotoana izao. Isan'ireo tazana namaky ny kianjan'ny 13 may tetsy Analakely ny takarivan'ny sabotsy teo ity mpitandrina tomponandraikitra eo anivon'ny FJKM ity. Hita niaradia tamin'ireo tanora mpitolona moa ny tenany.
Nangonin'i J. Mirija
 

Dans la même rubrique