airtel

Humour

04-avril-2022

Humour

AZA MIREDIREDY NAMA A !

Sample post image

Mbola hivarotra « maquette » ihany ve amin’ny fifidianana manoloana ity firenena mitotongana any amin’ny farahidiny ity? Mandeha ny fanambarana hiantsoana ny Filoha hirotsaka hofidiana indray.

04-avril-2022

 Misy ny mifandokandoka etsy sy eroa, indrindra fa ireo mpanao politika mamba noana very mba mirangorango izay seza. Ny vokatra anefa tsisy, fa dia tratry ny toky fitaka ao satria misy ny tsy te ho very sotro fihinanana, saingy efa miketrika mangina. Tsy ny fampitenenana na fitenenan’izao rehetra izao hoe: manomana sy mbola manohana akory no hampivaha ny olana lalin’ny fahantrana noho ny ttsy fahaiza-mitantana fa sao dia fetsy. Aza dia mirediredy nama fa akoho tsy naneno ohatr’izay efa lanin’ny kary a !
 

Dans la même rubrique