airtel

Humour

10-mai-2022

Humour

AZA MIREDIREDY NAMA A !

Sample post image

Na ianareo aza ve tsy efa madilo-sofina amin’ny menomenona sy fitarainan’ny olona isam-pokontany eny e.Fa inona moa izao no zavatra mba mandea amin’izay laonina sy mety tsara eto ?

10-mai-2022

Mikorontana avokoa ny seatra rehetra : toekarena, politika, sosialy, fanatanjahantena.Marina tsy tahaka ireny hoe any amina tany tsy misy mpitantana ireny mihitsy.Mety efa anarana sisa no mahha firenena fa raa ny zava-misy dia fanajakan’i Baroa no eto.Rehefa tsy mbola mahita vaaolana mahomby dia aza mirediredy aloa nama a ! Mba manokana fotoana handinihina sy handalinana ve ianareo ireo sa maika hanao fanambarana fotsiny.Tsy vitan’ny resaka anie ity fiainana ity fa tena mila ketrika sy fampiharana matotra e.Ka aza mirediredy hoe be no vita, na tsy nahovoka firy ny teo aloha. Ianareo aza no tena taraiky be.
 

 

Dans la même rubrique