airtel

Humour

12-mai-2022

Humour

AZA MIREDIREDY NAMA A !

Sample post image

Tena mampiaiky volana nama ny zavatra vitanareo a.Tsy nisy nanambotra, tsy nisy nikitika mihitsy hoe ny lalam-pirenena faha 44 ?

12-mai-2022

 Asa aloha na mbola eto Madagasikara ihany ianareo nama na efa tena mirediredy fotsiny.Mba mahay tantara ihany ve, mba mahafantatra izany atao oe fifandimbiasam-pahefana izany ve sa efa zatra loatra mandrombaka fahefana. Sarotra be ve ny miteny hoe hanohy ny asa, hamarana ny natomboky ny teo aloha, na hoe hanatsara.Fa dia tsy maintsy fanasongadinan-tena foana ve nama no atao eto a.Aza dia mirediredy loatra fa maro no maranin-tsaina eto sy mahatakatra tsara ny tianareo atao nama.Tena tsy vita mihitsy ve ilay manetri-tena kely sy milaza ny zava-misy marina e. Sa efa tena any anaty ranareo mihitsy ilay rediredy manara-penitra ?
 

 

Dans la même rubrique